|
|
|
|

Teny iditra1  lohalaharana
Singan-teny  2 loha, 3 laharana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [loha laharana] 5 enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 primordial; avant garde [1.13]
Ohatra  7  Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. [2.472#]
8  Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12